QDATA
QDATA, izay ratsa-mangaikan’ny QUANTA MEDICAL nanomboka ny taona 1994, no manampy amin’ny famolavolana sy ny famoronana ireo rindram-baiko ampiasaina eo amin’ny sehatry ny fahasalamana sy ny angondrakitra azo avy amin’ny fikarohana ara-tsiansa natao tao Eoropa sy Georgie.
Ny mampiavaka an’ny QDATA dia ny fananany ekipa manana traikefa nivoaka tamin’ireo Sekoly ambonin’ny injeniera malagasy (ENI, école polytechnique).